manakory aby e!ho soa ny fiarahantsika e!nahafinaritra ny stand ny star tao foire de paris 2008!saingy tsy afaka nividy zahay fa tsy misy hono!!!!dommage be mihintsy!fa nefa kosa merci à Sedera de nous avoir accueilli aussi gentiment!meme avec les plus petits!