nix> manasa anao hamaky ny article momba an'io concours io ao anatin'ny pejy
http://www.star-thb.com/evenements-thb/concours-bd-thb-50ans.html
voarakitra ao @ antsipirihany ny momba an'io concours io. raha tsy zay dia mandalova eny @ alliance française, na koa eny @ CCAC, na @ agence STAR akaiky anao. eny no ahitanao ny bulletin fandraisana anjara miaraka @ lalàna mifehy ny concours.
dia bonne chance ianao raha toa ka handray anjara e!