manahy mafy ny ho aviny THB za tiko ny THB fa nanandrana anlé SKOL za fa tena ao tsara marina tokony anao hezaka mafy b ny STAR na eo am produit na o am prix fa ra zao prix ny SKOL 1000AR zao alo d mety betsaka no ifindra any na oé 1200ar aza io,tsy aratsina ny vitany NBM fa tsara lé izy,nefa tsy ratsy koa ny THB.