ngaha tsy hoe Lager beer mao no fiteny?

tsy koi zany fa refa tafita ny hafatra dia zay no zava-dehibe eh! sa ahoana?
izaho koa mba efa nanotany tena hoe maninona no tsy misy labiera hafa afa-tsy blonde eto amintsika. na ny bex vaza aza blonde daolo, sa isika gasy mintsy no efa zatra dia tsy mitady zavatra hafa?
ho anay tsy mbola nanandrana aloha, sady tsy nisy occasion nanandramana koa, dia mba te ahita e!
mba rahoviana ry STAR a!